Vous êtes ici :

Vendredi 19 Décembre 2025

ombre

Sendikan’ny mpitsabo mpanampy – Hitokona ihany koa

Nivory ireo sendikan’ny mpitsabo mpanampy, ny alatsinainy lasa teo ary nandray fanapahan-kevitra fa fotoana tokony hahazoana valiny tamin’ny fangatahana, izay mahakasika ny fampiakarana ny “grille indiciaire” ho 1 200, izay efa notakiana ny taona 2012-2013, ireo tambin-karama izay napetraka tany amin’ny ministera, ao anatin’izany ny “indemnité de risque” satria betsaka ny zavatra mahazo ny mpiasan’ny fahasalamana toy ny aretina nefa tsy mahazo an’io. Noho izany, hampiantso fivoriam-be eto an-drenivohitra ireo sendikan’ny mpitsabo mpanampy amin’izay mety ho fanohizana ny fitakiana. “Hanapa-kevitra afaka 48ora izahay satria misy ny fitakiana tsy mbola nahitana valiny hatramin’izao”, hoy ny solontenan’ny mpitsabo mpanampy, Tsialofana Andry Iankinana.

Maromaro ny fitakian’ireo sendika isan-karazany nahazoana valiny tato ho ato, ka izay antony izay no mahatonga ny sendikan’ny mpitsabo mpanampy mitaky ny azy ary miantso ny mpiasan’ny fahasalamana koa mba hiara-hientana amin’izy ireo satria fotoanan’ny fitakiana izao.

 

L.N

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre