Andavamamba – Lehilahy nahatratrana rongony 10 harona kely
Lehilahy iray, 42 taona, mpifoka sy mpivarotra rongony no voasambotry ny polisy, teny Andavamamba akaikin’ny Jirama, ny talata maraina, tokony ho tamin’ny 8ora sy sasany. Tratra niaraka taminy ny rongony 10 harona kely milanja 900g. Vaovao avy amin’ny olona tsara sitra-po izay nilaza fa misy rangahy mitondra rongony mandeha fiara fitateram-bahoaka avy any Ambohimanarina no nahafahana nisambotra azy. Tamin’ny famotorana natao azy no nahafantarana fa vao avy novidiany teny Ambohimanarina ireo zava-mahadomelina ireo ka iray alina no vidin’ny iray harona kely. Nilaza ihany koa izy fa hofohany ny tena ilany azy ireo fa izay tena namany ihany no hivarotany izany. Efa naharitra 5 taona no nifohany rongony fa izao izy vao tratra. Natolotra ny Fampanovana omaly izy.
L.N
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







