Ihosy – Fiara roa nahatratrarana rongony 184kg
Mitohy hatrany ny bizina rongony avy any Ihosy miakatra ny tanàn-dehibe. Nandritra ny fanatanterahan’ny polisy ny asany tany amin’ny fokontany Ankily, kaominina sy distrikan’Ihosy, ny 17 may, tamin’ny 7ora. Nalaina avy any Betroka ary saika haparitaka tany Fianarantsoa. Rongony fito gony, izay milanja 184kg nentin’ny fiara miisa 2, ny iray kamiao semi-remorque, izay nahitana 5 gony ary marika Renault Express kosa ny faharoa nahasaronana roa gony izay sady nialoha lalana iry voalohany, araka ny tatitra avy amin’ny mpitandro filaminana. Notazomina avy hatrany hatao famotorana any amin’ny biraon’ny polisy Ihosy ireo mpamily ireo. Mitohy ny fanadihadiana.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







