Ambatovaky – Ady niafara tamin’ ny fahafatesana
Raikitra ny ady teo amin’ ny lehilahy miisa 2, tany amin’ny toerana atao hoe Ambatovaky, fokontany Antanetibe, kaominina Beronono, distrikan’Anjozorobe, ny 14 may, tamin’ny 9ora alina. Tsy fantatra izay nahatonga ny ady fa nihitatra hatrany amin’ny fifamonoana izany ary niafara tamin’ny fahafatesan’ny iray tamin’izy ireo rehefa nifamaly nandritra ny fotoana maro. Natosiky ny mpifanandrina taminy avy eny ambony ilay maty, izay 37 taona eo ho eo ka nianjera tany ambany tohatra. Torana tsy nahatsiaro tena izy ka nifamonjena nentina notsaboina tany amin’ny hopitaly any an-toerana saingy teny an-dalana dia tapitra ny ainy. Fantatra tamin’ny fizahana fa nisy ra niangona tao amin’ny lohany, izay antony tena nahafaty azy. Ilay nahavanon-doza kosa nosamborina ary efa tazomina ao amin’ny borigady Ambatomanoina natao famotorona.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







