Ampitatafika – Tovovavy nitondra môtô voadonan’ny kamiao
Nisehoana lozam-pifamoivoizana naharatrana olona, tamin’iny lalam-pirenena Rn1 iny. Tovovavy iray 20 taona notondra môtô no naratra mafy nodomin’ny kamiao marika Mercedes Benz, teny Ampitatafika Avaratetezana, ny marainan’ny 20 may, tokony ho tamin’ny 9ora sy 15mn. Tsy voafaritra mazava ny antony nahatonga ny loza fa nahery vaika ny fifandonana teo amin’ny roa tonta. Vokany, nipitika ilay tovovavy ary nitontona tamin’ny tany avy eo ka naratra mafy. Tapa-tongotra mihitsy izy, araka ny loharanom-baovao. Nentina nihazo ny hopitaly Hjra ny naratra ary efa manaraka fitsaboana ao an-toerana amin’izao fotoana izao. Ilay mpamily kamiao kosa tazomina ao amin’ny biraon’ny mpitandro filaminana ao Ampitatafika.
L.N
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







