Fandehanana mafy – Skotera nianjera rehefa avy nisongona fiara
Saika ratsy ny fiafaran’ilay tovolahy izay nitondra kodiaran-droa nirimorimo fatratra, tamin’ny lalana iray, teto an-drenivohitra, omaly maraina. Nisongona fiara iray teo alohany ny môtô skotera iray raha iny nisy fiara iray hafa nipoitra tampoka izay nifanehitra taminy avy eny alohany. Vao nahita izany anefa izy dia nitsofoka haingana teo alohan’ilay fiara nosongonany io indray, izay tampoka tamin’ity mpamily ity fa soa ihany fa mbola nanana hakingana nanitsaka hisatra ny tenany sady niaraka tamin’izay ny fampanenoina « klaxon » lava reny fa raha tsy izany dia nahita loza teo ilay tovolahy nitondra môtô. Rifatra nitsoaka indray izy avy eo ary nianjera teny amin’ny arabe rehefa tany amin’ny kilometatra vitsivitsy ka nitangoronan’ny olona. Mafy ny fianjerana, ka naratra mafy ny tenany.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







