Vous êtes ici :

Mardi 16 Décembre 2025

ombre

Lozam-pifamoivoizana – Olona iray maty navadiky ny kamiao

Olona iray indray no namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivoizana. Ny 29 may lasa teo, tamin’ny 1ora maraina no nitrangan’izany, tany Imerintsiatosika. Kamiao iray mpitatitra vary no nivadika ambony ambany noho ny fahalaman’ny lalana, vokatry ny orana nisesisesy. Nandeha mafy ilay fiara vaventy tamin’io fotoana io ka raha vao niseho ny loza dia tsy nahatana ny familiana intsony ny mpamily. Roa ihany izy ireo no tao anatiny dia ny mpamily sy ny mpanampy azy. Maty tsy tra-drano ny iray, raha toa ka, naratra mafy ny faharoa. Potika tsy nisy noraisina ilay fiara ary simba kosa ireo vary tao anatiny tratran’ny orana.

L.N

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre