Miandrivazo – Fifamaliana niafara tamin’ny fifamonoana
Tsy fantatra izay fototry ny disadisa fa niakatra ny feo teo amin’ny olona roalahy ary niafara tamin’ny fifamonoana. Ny voalohan’ny volana jiona teo, tamin’ny 9ora alina, tany Sakay Befanono, fokontany Andimaky, kaominina Dabolava, any amin’ny distrika Miandrivazo no nitrangan’izany. Nofirain’ny lehilahy iray 38 taona tamin’ny antsy lava ny mpifanandrina taminy noho ny fifamiliana izay nisy teo amin’izy roalahy. Voa teo amin’ny lohany ary maty tsy tra-drano ilay niharam-boina. Nampandrenesina ary nidina teny an-toerana nisian’ny loza ny mpitandro filaminana nanao ny fizahana sady nisambotra ilay nahavanon-doza.
L.N
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







