Tsaratanana – Hita ny taolam-paty miisa 122
Taolam-paty miisa 122 no indray sarona ny alakamisy lasa teo, tamin’ny 10ora sy 22minitra maraina tany amin’ny fokontany sy kaominina Andriamena, distrika Tsaratanana no nahitana izany. Sefo fokontany nandalo teo amin’ny toerana voalaza io no nahita izany rehefa nahatsikaritra zavatra hafahafa. Nampilaza ny borigady ao Andriamena izy avy eo ka nidina teny ireto voalohany nanao ny fitsirihana. Noentina ao amin’ny kaominina kosa taorian’izay ireo taolam-paty. Tsy nisy olona tratra na mitonona vaky fasana nefa hatramin’izao. Misokatra ny fanadihadiana.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







