Toamasina – Voasambotra ireo telolahy ao anatin’ny « bande des 15 »
Nahitana fihenana indray ireo mpanendaka any an-tampon-tanànan’i Toamasina. Nandritra ny fisafoana nataon’ny polisy avy any amin’ny fokontany Tanambao I, ny alin’ny sabotsy lasa teo dia mpanendaka telolahy no indray sarona, teny amin’ny faritra Barikadimy, tamin’ny 11ora sy sasany. Vaky nandositra ireo mpanao ratsy raha vao nahita ireo mpanao fisafoana ka raikitra ny fifanenjehana. Tsy lasa lavitra anefa dia tratra daholo niaraka tamin’ny sabatra lavalela entin’izy ireo manao ny asa ratsy sy fonosan-drongony maromaro. Nentina avy hatrany tany amin’ny biraon’ny polisy natao fanadihadiana ireo olon-dratsy ka nandritra izany no nahalalana fa mpikambana ao anatin’ny “bande de 15” izy ireo. Marihina fa ny “bande de 15” dia tsy vitan’ny manendaka ihany fa mamaky trano ihany koa ary isan’ireo fikambanan-jiolahy ikoizana any an-tampon-tanànan’i Toamasina. Marihina fa tsy ampy taona ny roa amin’ireo jiolahy, izay samy 17 taona avokoa.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







