Mahajanga – Trano fisotroana iray kilan’ny afo
Nijoalajoala ny lelafo tany Mahajanga, ny marain’ny alatsinainy lasa teo. Trano fisotroana iray tao amin’ny fokontany Manjarisoa no levon’ny afo tsy nisy noraisina tamin’io andro io. Tsy fantatra mazava izay nahatonga ny fahamaizana fa manahy kosa ny tompon’ilay toeram-pisotroana fa niniana natao . Araka ny voalaza dia tsy misy mipetraka ao amin’ity toerana ity. Ny manodidina no nampandre ny tompony ; ity farany indray avy eo no nampilaza ny mpamonjy voina. Mandra-pahatongan’izy ireo dia ny mponina manodidina no nifarimbona namono ny afo. Nananosarotra ho azy ireo kosa ny famonoana izany, noho ireo toaka maro be. Ora maromaro taty aoriana vao voafehy tanteraka ny fahamaizana. Tombanana an-tapitrisany ny fahavoazana. Misokatra ny fanadihadiana hamaritana tsara ny tena zava-niseho.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







