Vous êtes ici :

Dimanche 05 Mai 2024

ombre

Anivorano avaratra – Rangahy lehibe maty novonoina tao an-tranony

Lehilahy lehibe 53 taona monina ao Anivorano avaratra no maty nisy namono tao an-tranony ny faran’ny herinandro lasa teo. Tsy vitan’ny notaperin’ireo olon-dratsy ny ainy fa mbola notetitetehina tamin’ny antsy ihany koa ny tenany. Tsy nisy nahita ny zava-nitranga fa miandry ny valin’ny fanadihadian’ny mpitandro filaminana ny vahoaka any an-toerana hahafantarana izay tena zava-niseho marina. Heverin’ny mponina fa mety ho lonilony no nahatonga izao famonoana olona tamin’ny fomba feno habibiana izao satria raha halatra tsotra dia tsy nandany andro hitetitetika ilay lasibatra ireo nahavanon-doza. Porofo iray ity tranga ity fa tena mihabiby ny sasany amin’ny malagasy ary very tanteraka ny hasin’ny maha-olona sy ny tahotra an’Andriamanitra. Tato ho ato tokoa mantsy izay dia saika andrenesana vono olona hatrany isanandro avy amin’ny faritra maro manerana ny Nosy. Toa mitombina ihany indraindray ny filazan’ny vahoaka fa tena mihantsy ny mpitandro filaminana sy fitsarana ary ny fitondram-panjakana mihitsy ireo mpanao ratsy.

Dom 

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre