Lozam-pifamoivoizana – Tovovavy iray torana tsy nahatsiaro tena
Tovovavy iray no torana tsy nahatsiaro tena noho ny lozam-pifamoivoizana mahery vaika nitranga teny Mandrosoa Ivato, ny sabotsy lasa teo, teo amin’ny fiolahana eny amin’ny “Paon d’or”. Nitondra fiara marika Peugeot 205 avy any Ivato, hihazo ny renivohitra ilay tovovavy no nohitsian’ny fiara 4×4 marika Hilux nentin’ny lehilahy iray nitondra ramatoabe. Tsy nisy zavatra nanakatsakana teo alohany fa avy dia nivily teny amin’ny an-kaviany fotsiny ilay 4×4. Ahiana ho resin-tory ny mpamily ity fiara tsy mataho-dalana ity na nisy fahavoazana ny familiana ka toro tanteraka ilay fiara Peugeot kely. Vokany, torana tsy nahatsiaro tena ilay vehivavy namily ity farany. Vao nahita izany ireo mpandalo dia nifandrimbona nisikotra ilay andriambavilanitra tao anatin’ilay fiara ary nitondra azy tany amin’ny hopitaly Ambohibao.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







