Vous êtes ici :

Samedi 20 Décembre 2025

ombre

Miandrivazo – Mpitaingina bisikileta maty nofaohan’ny fiara

Lehilahy lehibe 65 taona nandeha bisikileta no maty nofaohan’ny fiarabe. Io no vokatry ny lozam-pifamoivoizana mahery vaika niseho tany antampon-tanànan’i Miandrivazo, ny 1 jolay lasa teo, tamin’ny 6ora sy sasany hariva. Nandeha mafy be ilay mpamily  ka tsy nahatana ny familiana intsony ka nandona ilay lehilahy teo alohany. Mafy ny fifandonana ka nipitika tamin’ny 3 metatra niala ny toerana nisian’ny loza ilay niharam-boina ary nitontona tamin’ny tany dia maty tsy tra-drano avy eo. Nijininika ny ra eran’ny arabe ary vetivety dia vory lanona ny fokonolona. Nidina teny an-toerana ny mpitandro filaminana nisambotra ilay mpamily ary natao andrimaso. Nogiazana ihany koa ilay fiarabe. Natolotra  ny fianakaviany kosa ny razana taorian’ny fitsirihan’ny zandary sy ny fizahana nataon’ny mpitsabo.

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre