Isandra – Omby miisa 104 nogejain’ny zandary
Nampidirina foriera ny omby miisa 104 tao am-balan’ity rangahy iray monina any Isandra. Noraisin’ny mpitandro filaminana io fanapahan-kevitra io satria tsy nanana taratasy manaporofo ny mahatompony, ireo omby an-jatony ny tompon’ny vala, taorian’ny fitsirihana sy fisavana nataon’ny manam-
pahefana. Notanana any amin’ny biraon’ny zandary ihany koa izy taorian’izany. Resaka fanadiovana omby halatra no tena mampiahiahy amin’ity raharaha ity ary tsy hivoaka ao ilay voarohirohy raha tsy mazava ny taratasy rehetra.
Ankavitsiana ny tranga toy izao satria matetika dia tsy hita intsony ny omby rehefa tsy azon’ny fokonolona sy ny zandary amin’ny fanarahan-dia. Efa misy tambazotra mpanadio omby halatra amin’ny alalan’ny fanomezana taratasy hahafahana mivarotra izany amin’ny tsena. Anisan’ny soson-kevitra arosin’ny manam-pahaizana any an-toerana ny hametrahana fitaovana kely eletronika hahafahana mamantatra ny mombamomba ny omby sy hanarahana ny diany.
Dom
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







