Tsiroanomandidy – Olona iray maty tao anaty famadihana
Fety no novonjena kinanjo fahafatesana no niandry! Maty tsy tra-drano voatsatoky ny antsy ny lehilahy iray nanatrika famadihana tany Amparihindrainifotsy Tsiroanomandidy. Nisy lehilahy mamolava iray nila vaniny taminy tao anatin’ilay fety ka tsy nahatanty fa nifamaly. Avy hatrany anefa dia nandray antsy ary nanatsatoka izany tamin’ilay lasibatra ilay mamo ka faty no nisarahana. Tsy nampoizin’ilay nanindrona ny zava-nitranga ary nisava tampoka niaraka tamin’izay ny toakany raha vao nahita ilay noratrainy nianjera tamin’ny tany. Lasa nandositra izy ary mbola ifampitadiavana hatramin’ny fotoana nahazoana ny vaovao. Efa mandray ny andraikiny amin’ny fanadihadiana ny mpitandro filaminana ary efa vita avokoa ny fomba rehetra hahafahana manao ny fanenjehana eo anoloan’ny fitsarana.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







