Vous êtes ici :

Mardi 07 Mai 2024

ombre

Sainte Marie – Mahazo tonga ny mpanao fanadihadiana frantsay

Tsy nandà ary tsy nanisy olana mahakasika ny mety hisian’ny polisy frantsay ho avy any Ste Maria hanao ny fanadiohadiana mahakasika ilay famonoana teratany vahiny lasy sy vavy any an-toerana ny mpitandro filaminana malagasy misahana io raharaha io. Nohazavainy fa efa nisy hatry ela ny fifanaraham-piaraha-miasa mahakasika ny resaka fitsarana sy ny fanadihadiana  eo amin’ny tany roa tonta. Azon’ny frantsay atao, hoy izy, ny manaop fanadihadiana aty Madagasikara, saingy tsy midika velively izany fa notsoahina tamin’ny mpitandro filaminana malagasy ny raharaha. Ny zandary ao Ste Marie sy ny polisy ao Toamasina hatreto no miara-misalahy ny mpanao fanadihadiana ka olona miisa 8 no efa voasambotra sy no tazomina. Malagasy ny 6 amin’izy ireo ary vazaha kosa ny 1. Nambaran’ny mpitandro filaminana ihany koa fa nalefa nody ireo vehiavy roa satria nisy olana ara-pahasalamana amin’ny fitazona azy ireo. tsy midika ihany koa anefa izany fa afaka madiodio izy ireo satria rehefa tonga ny fotoana ilana azy dia antsoina indray hanohizana ny famotorana. Hatramin’ny omaly ireo enin-dahy voarohiurohy sisa no voatazona ka ny 3 amin’izy ireo any amin’ny polisy ary ny 3 kosa any amin’ny zandary. Fantatraz ihany koa fa trano miisa 6 no efa nosavaina hikarohana ny marina mahakasika ity raharaha ity.

Dom

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre