Soamahamanina – Lozam-pifamoivoizana
Tsy vaovao amin’ny olona ny mandre lozam-pifamoivoizana amin’ny lalana RN1. Maro ny loza efa nitranga amin’iny faritra iny, noho ny fandehanana mafy, ao koa ny tsy fitandremana. Tokony efa mba ho mailo anefa ny rehetra fa ny ratsy tsy kely lalana. Ny tampoka anefa, hono, tsy mahalehilahy ka rehefa hitranga izay tokoa ny tsy ampoizina dia miafara amin’ny fahafatesana. Ny 5 septambra tamin’ny 10 ora sy 10 minitra hariva, nodomin’ny fiara marika mazda iray ity zazalahy kely vao 10 taona monja. Maizina tokoa mantsy ny alina, tsy misy koa ny jiro manazava ny lalana, dia izao nitranga izao ny loza. Saika niampita arabe tampoka ilay zaza ary tsy afa-nanohitra ilay mpitondra fiara izay avy ao amin’ny koperativa Fitsitsi. Mafy tokoa ny dona ka maty tsy tra-drano ilay zazalahy. Noho izany tranga izany, dia niezaka namonjy ilay ankizy, izay nanatri-maso fa izao tsy tana izao ny ainy. Ny zandary avy ao amin’ny Borigady Miarinarivo no manao ny famotorana ary notanana vonjy maika ilay mpamily sy nanaovana fanadihadiana.
Volana S.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







