Vous êtes ici :

Lundi 29 Avril 2024

ombre

Faravohitra – Nivadika ambony ambany ilay Clio

Namoa-doza indray ny olana ara-teknika tamina fiara iray teny amin’iny faritra Faravohitra iny omaly antoandro. Fiara  matanjaka, marika « Clio » iray no tapaka hisatra avy any Andohalo ka tsy voafehin’ilay mpamily. Iny lalana iny koa fidinam-be mikodana ka nivadika ambony ambany manoloana ny Ekar Faravohitra ilay fiara. Marihina fa saika ho isan-taona no misy toy izao eo amin’io lalana avy any Andohalo hidina an’Antaninandro io. Noho izany, tokony hitandrina mandrakariva ny rehetra amin’ny fikarakarana ny fiara satria lahy tokana koa ny aina. Indrindra ho an’ireo izay mampiasa matetika iny lalana amin’iny faritra “ La Haute Ville” iny. Marihina fa tsy nisy ny aina nafoy fa nahitana ratra madinidinika kosa ny olona tao anaty fiara, noho ny fitahian’ny ao ambony.

S.A.

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre