Météo – Hisy rotsak’orana mandritry ny 3 andro
Raha araka ny nambaran’ny sampana mpamantatra ny mety ho toetry ny andro, dia mety ho avy ny orana ny Alarobia, Alakamisy ary Zoma ho avy izao eto Antananarivo. Tsy dia ho betsaka izany orana izany ny alarobia fa ny alakamisy kosa no ahiana indrindra ny hisian’ny tafio-drivotra mahery toy ny tamin’ny sabotsy 15 Oktobra. Manentana ny olona rehetra ary hiomana amin’izay mety ho fodiana aloha, indrindra ireo izay mipetraka any amin’ireny atao hoe faritra iva ireny. Raha tsiahivina mantsy dia hatreny am-balahana mihitsy ny rano noho ny fahatsetsenan’ny tatatra eraka an’Antananarivo ary nisy mihitsy aza ny olona namoy ny ainy tamin’io sabotsy niavian’ny orana voalohany io teny amin’ny faritra Andravoahangy. Halefadefaka kosa ny herin’ny orana ny zoma ho avy izao.
Nangonin’ N.R
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







