Tetezana sofia – Fiara Sprinter iray nitsoraka tany anaty rano
Fiara mpitatitra olona mampitohy an’Antananarivo sy Antsiranana iray indray no niharan-doza ny sabotsy folakandro lasa teo. Rehefa hiditra ny tetezan’i Sofia avy hatrany dia namantana tany amin’ny faritra ilany tamin’ilay tetezana ilay fiara ka tany anaty rano tany amin’ny enina metatra tany ambany no nihafarany. Vokany, tsy nisy ny maty fa dia naratra mafy avokoa ireo mpandeha tao anatiny. Tao ny tapa-tongotra, nisy ny vaky loha ka avy hatrany dia nalefa haingana tany amin’ny hopitaly be Antsohihy izy ireo, noho ny fandavan-tenan’ireo tsara sitra-po. Mendri-piderana koa ny firaisankinan’ny vahoaka satria tsy nisy very ireo entan’ny mpandeha na iray aza fa tafaverina tamin’ny tompony daholo.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







