Vous êtes ici :

Vendredi 05 Décembre 2025

ombre

Marovoay – Nosazian’ny sefo distrika ny Ben’ny tanàna iray 72 taona

Mangataka ny fialan’ny lehiben’ny distrika ny mponina ao Marovoay. Raha ny loharanom-baovao azo dia nilaza ireto farany fa manao fanaparam-pahefana ity lehiben’ny distrika ity. Nisy vehivavy Ben’ny tanàna amina  kaominina ambanivohitra efa 72 taona tsy tonga nitsena azy ka dia  nasainy nijoro teo amin’ny masoandro mba ho fanasaziana azy. Tsy vitan’izany fotsiny ihany fa mbola nasainy nandohalika teo alohany ihany koa ny Ben’ny tanànan’ i Marovoay raha ny loharanom-baovao hatrany.  Tsy vitan’izany ihany fa mbola nanonona anaran’olona ambony ka nilaza fa  “raha mbola i Olivier Mahafaly ny Pm dia tsy afaka eo hono izy”. Manontany tena tokoa ny maro noho izany hoe  inona ary izany fanjakana misy eto?

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre