Vous êtes ici :

Dimanche 21 Décembre 2025

ombre

Frankofonia – Mbola mitaky ny volany ireo nesorina tamin’ny tranony

Handray ny fivoriambe ny frankofonia ny tanànan’ Antananarivo ny 26 sy 27 novambra hoavy izao. Tsy ny olona rehetra anefa no faly handray an’izany. Misy ireo noesorina tamin’ny tranony noho ny fanamboarana maro samihafa noho ny fanamboaran-dalàna mampitohy an’Ivato sy Tsarasaotra handraisanaio hetsika goavana io . Betsaka ireo manana tany izay tsy maintsy noravan’ny governemanta tamin’ny tanin’izy ireo. nefa kosa izy ireo dia tokony handray tambin’izany, izay  mitentina 19 643 812 ariary (6080 na dollars) isan-tokantrano. Izay miisa 500 eo ho eo no isan’izy ireo, izay voakasika tamin’ity fanalana tamin’ny taniny ity.  Miakatra ny feo noho izany satria na dia efa maro tamin’izy ireo aza no efa nahafeno ny fepetra tamin’ny fikarakarana taratasy handraisana izany vola izany dia mbola foana hatrany ny tranom-bolan’izy ireo any amin’ny banky.

S.A

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre