Ambohidroa – Lehilaly 25 taona maty voatsindrin’ ny sarety
Manao entan’ny malaina sa te hihinan-drery ? Tsy sanatria mandatsa ny maty fa noho ny tsy fitandremana no nahafaty ity tovolahy mpitarika sarety iray izay vao erotrerony satria dia vao 25 taona monja. Maty tsy tra-drano nianjeran’ny entana tamin’ny sarety notaritiny izy, teny Ambohidroa Kaominina Ambohibao Antehiroka . Nanaraka lalana pavillon ity sarety noentiny izay nitondra entana efa ho iray taonina mahery. Kodiarana sendra niakatra ny sisin-dalana izay efa nahazo fiolanana no nitarika ny fivadihan’ilay sarety ka tsy afaka niala izy noho izany ka nifatraran’ny entana rehetra tao.
S.A
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







