Alasora – Saika matin’ny fokonolona ilay ramatoa mpangala-jaza
Misy ny lalàna saingy sarintsariny fotsiny ny fampiharana izany amin’izao vanim-potoana ankehitriny izao. Tsy atahoran’ny olona intsony izay sazy mety hihatra aorian’ny fandikana lalana. Misongadina indrindra amin’izany ny fitsaram-bahoaka. Fandatsahana aina ny famaritan’ny maro ity voambolana ity. Izany indrindra no saika nihatra tamin’ny renim-pianakaviana iray izay tratra ngala-jaza teny Alasora. Novonoin’ny olona izy io taorian’ny fahatratrarana azy nangalatra zanak’olona nilalao teny an-toerana. Somary nanao fihetsika nampiahiahy ny tenany ka teo no nisamboran’ny fokonolona azy, araka ny loharanom-baovao. Nalain’ny mpitandro filaminana ny tenany taorian’izany ary nentina hotsaboina sy hatao famotorana
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







