Fenoarivo- atsinanana – Tapaka ny rano efa ho efatra andro
Efa manomboka mapiaka-peo ny vahoaka ao an-drenivohitry ny faritra Analanjirofo, Fenoarivo- Atsinanana ao. Efa ho efatra andro izao no tapaka tsy mandeha mihitsy ny rano ka voatery eny amin’ny sekoly tsy miankina Saint-Gabriel ny mponina no matsaka rano. Tsy vitan’izany fa dia tafakatra 600 ariary ny vidin’ny iray zerikanina mavo 20 litatra. Efa manombola very fanahy mbola velona ny olona nefa tsy mba misy fanazavana azo avy amin’ny Jirama avy any an-toerana mihitsy mikasika izao fahatapahan’ny rano ao an-toerana izao. Ary raha mitohy izao dia atahorana ny mety hisian’ny korontana any an-toerana.
S.A.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







