Ambanidia – Renim-pianakaviana iray matin’ny hanoanana
Toe-javatra iray mampalahelo no nitranga tetsy Ambanidia omaly maraina. Renim-pianakaviana iray noana sady reraka no nipetraka naka aina teo amoron-dalana. Araka ny vaovao nolazain’ireo nanatri-maso tamin’ny fandalovanay teny an-toerana dia nilaza ity ramatoa ity fa avy nitsakaraka ka mba haka aina kely aloha fa reraka. Izay no nolazainy farany dia nakipiny ny masony ka efa minitra vitsy aty aoriana vao nahatsikaritra ity olona nipetraka teo akaikiny fa efa tsy miaina intsony ity ramatoa ity. Ny mpamonjy voina no naka ny razana ka nitondra izany any amin’ny tranom-paty.
S.A
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







