Vous êtes ici :

Dimanche 19 Mai 2024

ombre

Vondrozo – Feno bilariziôzy ny rano eran’ny tanàna

Very fanahy mbola velona ny mponina ao Vondrozo, tanàna iray ao anatin’ny faritra Atsimo-Atsinanana iny. Tena loza tokoa ny zava-misy fa feno bilariziôzy ny rano manerana ny tanàna. Marihina fa ny bilariziôzy dia karazana kankana izay mirefy eo amin’ny iray santimetatra eo. Ny hakamoana, izay tonga amin’ny havoretrana no miteraka izao loza mitatao ho an’ny fahasalamana izao. Efa betsaka ireo olona voan’ity aretina ity any an-toerana nefa dia ao anatin’ny rano ihany ny maro amin’izy ireo no mipipy. Marihina fa izy io dia aretina avy aty amin’ny tany mafana na ireo faritra tropikaly no tena ahitana azy. Mila mahazaka tena ny rehetra amin’ny fisorohana ny aretina toy itony mba tsy hihanaka.

S.A

 

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre