Taranja Volley Cccoi – Voahosotra ho tompondaka ny zandary
Nandrombaka fanindroany indray ny anaram-bonihiatra aty amin’ny ranomasimbe indianina ny ekipa lehilahy volley ball dia ny zandarmariam-pirenena na ny Gnbc. Voaron’izy ireo hatrany ity anaram-boninahitra ity raha efa nahazo izany izy ireo tamin’ny taona 2015. Tao amin’ny gymnase Pandit-Sahadeo à Vacoas tatsy amin’ny nosy Maorisy no nanatanterahana ny lalao famaranana ary dia naharesy ny ekipan’ny Quatre Bornes Vbc avy any amin’ity nosy ity ihany tamin’ny seta 3 noho ny tsy misy (25/16 ; 25/22 ; 25/18) izy ireo . “Teo amin’ny toe-batana dia mafy isika ary nampiaiky ny rehetra satria tsy nisy “baisse de forme” na nihena vitesse isika. Azo lazaina fa efa miha matotra ireo tanoran’ny Gnvb toa an’i Tolotra, Mamizara, Fenozara, Manou, Dinos, Boasa. Manampy izany ny traikefa efa ananan’i Andry sy Éric. Ankoatra ny amboara dia mbola maro ihany koa ireo fankasitraha azon’ny mpilalao malagasy.
S.A.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







