Morondava – Niseho sehatra ireo olona manana fahasembanana
Nankalazaina tany Morondava nandritra ny efatra andro dia ny 1 ka hatamin’ny omaly 4 desambra 2016 ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny olona manana fahasembanana. Lalao ara-panatanjahantena narahina hetsika kolotoraly nandraisan’ireo olona manana fahasembanana isan-tsokajiny anjara no nanamarihana izany fankalazana izany. Nanamafy ny Talem-paritry ny mponina any Menabe fa manan-jo hitovy amin’ny olon-drehetra tsy manana fahasembanana izy ireo. Navoitrany mafy tamin’ny lahateny nataony fa efa mivoatra sy sahy miseho sehatra izy ireo ary mifanampy aminy amin’ny asa fampandrosoana sahaniny toy ireo tsy manana fahasembanana ihany koa. Notspihiny fa zava-dehibe ny fisian’ny sekoly Semamo (Sekolin’ny Marenina Morondava), izay manampy betsaka amin’ny fanabeazana ireo ankizy.
Farah
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







