Toamasina – Vao avy nigadra dia voasambotra sahady i Dog
Mbola vao tsy ela no nivoaka ny fonja avy nanefa ny saziny i Francis na fantatry ny maro amin’ny anaram-bositra hoe Dog. Raha ny fanazavana nataon’i kaomisera Razafindahy Manitra Fleurys dia vao avy nigadra tao amin’ny fonjan’ Ambalatavoahangy Toamasina io lehilahy io , nefa dia izao nanohy ny asa ratsiny izao sahady indray . Ity farany izay mbola manentana hatrany ny mponin’i Toamasina mba hampandre avy hatrany ny manam-pahefana rehefa mahita zavatra mampiahiahy satria ny fiaraha-miasa amin’ny mponina no nahatratrarana ity lehilahy ity. Mbola tao Toamasina ihany dia Tovolahy iray nangalatra solosaina ny mpampiasa azy no tratra teo am-pivarotana. Rehefa natao ny fikarohana dia izy eo am-pitadiavana mpividy no tatran’ny Polisy.
S.A.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







