Vous êtes ici :

Jeudi 18 Décembre 2025

ombre

Amborovy Mahajanga – Voaendaka i Jet Lee

Mirongatra ny asa fanendahana any Amborovy Mahajanga amin’izao fotoana izao. Vazaha iray antsoina hoe Woange Jet Lee no nifanena tamin’ny jiolahy ka voaroba tamin’izany ny fakantsary sy ny fonony, ny vola 1,5 hetsy ariary ary ny pasipaoro sy ny karatra fakana vola eny amin’ny banky. Hafakely ilay mpanendaka raha ny fitantaran’i jet Lee satria Woange Jet Lee ilay izy. Soa ihany fa tsy i Jet Lee tena izy ity voaendaka ity fa raha tsy izany dia nidona tamin’ny rindrina ilay jiolahy. Efa manao ny famotorana kosa ny mpitandro ny filaminana ary miandry izay vokatr’izany mba hahafantarana ilay mpanendaka. Manomboka mihitatra amin’ny renivohitra rehetra manerana ny Nosy ny asa fanendahana raha teto Antananarivo no niandohan’izany. Matetika dia ireo tontakely avy eto an-drenivohitra ihany no manitan-kevitra manao asa ratsy any amin’ny faritra.

 

Dom 

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre