Ady amin’ny fidorohana zava-mahadomelina – Tonga nanentana teny Bemasoandro Ny Sahy
Ho fanohizana ny ady amin’ny Fidorohana Zava-mahadomelina eto Madagasikara, ny Secrétariat Général de la Commission Interministérielle de Coordination de la Lutte contre la Drogue (Cicld) sy Ny Sahy dia nampahafantatra ny vokatry ny fidorohana zava-mahadomelina, paraky sy ny alikaola eo amin’ny fiarahamonina (Fahasalamana, fiainam-pianakaviana, asa, fandriam-pahalemana). Tao amin’ny fokontany (Anosimasina, Ambohijafy) ao amin’ny kaominina ambanivohitra Bemasoandro Itaosy – Distrika Antananarivo Atsimondrano. Notsindriana manokana ny fanaovana dokotera tenany amin’ny fihinanana fanafody nify izay tena zava-mahadomelina manimba ny fahasalamana raha tsy nomen’ny dokotera.
S.A
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







