Ankazoabo Atsimo – Lasan’ny dahalo 8 lahy ny omby miisa 25
Halatr’omby, voambolana efa saika mahazatra ny olon-drehetra satria asan-dahalo tsy mba mielanelana fa mpiseho isan’andro. Nampiasa tetika maro ny tompon’andraiki-panjakana mba hanafoanana azy ity fa tsy misy fiovana fa vao mainka aza mirongatra ny fanatanterahan’ireo malaso azy sady miha mahery vaika hatrany. Ny alarobia 7 desambra 2016 tamin’ny 2 ora maraina dia dahalo miisa 8 lahy no tonga nangalatra omby miisa 25 tany amin’ny tanànan’i Mananjary, ao amin’ny distrikan’Ankazoabo Atsimo, kaominina ambanivohitra Tandrano. Araka ny loharanom-baovao dia nanara-dia avy hatrany ny zandary ao amin’ny borigadin’i Tandrano, miaraka amin’ny Dinabe. Hatramin’ny fotoana anoratanay dia mbola tsy nisy tafaverina ireo omby rehetra.
Farah
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







