Antanifotsy – Voasambotra ilay nandoro bevoka
Efa amam-bolana ny jiolahy iray no nataon’ny zandary haza lambo tany Antanifotsy saingy ny polisy no nahazo azy ny faran’ny herinandro lasa teo. Voalaza fa nandroba olona io olon-dratsy io ary tsy nionona tamin’izany fa mbola nodorany ihany koa ilay vehivavy bevoka. Tamin’ny alin’ny sabotsy lasa teo izy no saron’ny polisy sendra nanao fisafoana. Avy namaky trano sy nandroba fiara mihitsy ilay tontakely tamin’io fotoana nahavoasambotra azy io ary mbola nahitana môtô iray sy radio anaty fiara ary vy be fanapahana hidim-baravarana tany aminy. Ankoatra izany dia nanana fitaovana maro fanokafana fiara ihany koa izy. Araka ny filazan’ny polisy dia fitoriana miisa 5 no efa niandry io jiolahy io talohan’izao nahasamborana azy izao. Ny zandary ihany koa dia efa miandry fotsiny satria efa ela io lehilahy io no nokarohina. Izany hoe raha ny fizotry ny raharaha dia tsy maintsy hidoboka an-taonany maro eny am-ponja izy.
Dom
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







