Ambanja – Notapahan’ny jiolahy ny tanan’ny tompontrano
Notapahan’ireo jiolahy tamin’ny antsy ny tanan’ny tompon’ny magazay notafihiny tany Tsaramandroso Tanambao Ambanja. Volamena mitentina 10 tapitrisa ariary no lasan’izy ireo tamin’io fanafihana io. Miisa 5 ireo jiolahy ary nitondra kalaky fampiasan’ny miaramila sy zandary ary niampy antsy lava. Nisaron-tava ny 3 ary ny 2 kosa nampiseho endrika. Nalaky tonga teny an-toerana ny polisy ary nisy ny fifampitifirana ka rifatra nandositra ireo jiolahy saingy tsy nisy tratra. Tonga ihany koa ny zandary ary efa raikitra ny fanenjehana sy ny fikarohana. Karazan’ny efa voaomana mialoha ity fanafihana ity satria tena sahin’ireo jiolahy ny nanafika olona fanta-daza eo ampovoan-tanàna. Mahagaga ny rehetra ihany koa ireo nisaron-tava sady nitondra basin’ny mpitandro filaminana. Dia ho sanatria ve… ?
Dom
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







