Isandra – Mpandraharaha amin’ny omby notifirin’ny jiolahy
Mpandraharaha iray fanta-daza amin’ny resaka omby any amin’iny distrikan’Isandra iny no notifirin’ny jiolahy omaly. Raha ny fantatra dia tao anaty fiara 4×4 izy no voatafika ary izao niafara tamin’ny zava-doza izao. Olona marobe anefa no tao anatin’ilay fiara satria nandray olona teny an-dalana izay nampiakarina tao aoriana ity mpandraharaha ity. Teo anelanelan’Isandra sy Ikalamavony no voalaza fa nitrangan’ny fanafihana ary nahagaga ny rehetra izany satria feno mpitandro filaminana iny lalana iny. Saika isaka ny iray na roa kilaometatra mantsy dia misy hatrany ny sakana ataon’ny polisy na zandary nefa ireto farany dia tsy nahatsikaritra zavatra hafahafa na mampiahiahy mihitsy. Karazan’ny efa fantatr’ireo jiolahy mialoha ny vola tany amin’ilay mpandraharaha ary efa tetika matipaika voaomana ilay fanafihana.
Dom
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







