Mahabo – Olona roa notifirin’ny mpanakan-dalana
Mirongatra indray ary dia masiaka dia masiaka ny dahalo mpanakana taksiborosy any amin’ny faritra atsimo andrefan’ny Nosy iny. Vao tamin’ny tapatapaky ny herinandro teo dia olona roa hihazo an’i Morondava no notifirin’ireo dahalo ka maty tsy tra-drano teo no ho eo. Miala 90 km ny kaominina ambanivohitra Ankilizato no nisehoan’ny fanafihana. Araka ny tenin’ireo mponina dia tsy azo andehanana mihitsy iny lalam-pirenena mampitohy an’ Antsirabe sy Morondava iny rehefa dila ny amin’ny folo alina. Eny fa na amin’ny antoandro aza dia tsy tsara ny mandeha irery.
S.A
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







