Bazary kely Toamasina – Vehivavy iray tatra-tehakaha teo ampagalarana fitafiana
Efa lafo ka tsy taka-bidy intsony ve ny fitafina amin’izao fotoana izao fa tato ho ato dia lasa nirongatra indray, indrindra ao Toamasina ny fangalarana akanjo eny amin’ny mpivarotra. Tsy vao ela akory no nisy lehilahy, azo lazaina fa misy hajany ihany ary mitafy madio sy tsara no tratra teo am-pangalarana « short » sy akanjo ambony iray tao amin’ny tsena iray tao Toamasina. Izao indray dia vehivavy, avy niantsena, raha ny nambaran’ny olona no tratran’ireo mpiambina tsena tao amin’ny bazary kely tao Toamasina ihany, no tratra teo am-pagalarana akanjo ary « robe » indray tamin’ity indray mitoraka ity. Raha ny voalaza dia mody nijerijery entana teo amin’ilay mpivarotra ity ramatoa ity ary niandry iry voalohany ho variana kely tamin’ny mpividy hafa dia niroso tamin’ny fangalarana ilay akanjo. Ny tsy nampoiziny anefa dia tazan’ireo mpiambina ny tsena izy ary avy hatrany dia nosamborina. Nandà hatrany moa ity vehivavy ity tamin’ny fotoana nisamborana azy saingy ny fialany teo amin’ilay mpivarotra, ny fahamailoany ary ny fanasitrihany ny entana tsy nandoavany vola no nahafantarana fa mpangalatra izy.
Ra Tax.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







