Opus dei Fiderana – Nivoaka omaly ny laharana santatra n°0
Raha mahatsikaritra isika dia gazety an-tsoratra maherin’ny efapolo no misy eto Madagasikara, ary ny ankamaroan’izy ireo dia gazety miresaka politika avokoa amin’ny ankapobeny. Noho ny fahatsapana fa tsy misy loatra eto amintsika ny gazety miresaka manokana ny ara-panahy, izay ilaina tokoa amin’ny lafiny fanabeazana ny zaza malagasy dia nampahafantarina teny Betongolo omaly ny gazety boky Opus Dei Fiderana. Nivoaka omaly zoma 30 desambra 2016 ny laharana santatra na ny laharana 0 ary hivoaka amin’ny volana janoary 2017 kosa ny laharana voalohany. Tsy mifidy antokom-pinoana na antokom- pivavahana moa ity gazety boky vaovao ity fa natao ho an’ny rehetra, izay ahitana pejy 32 ary amidy 6 000 ariary. Marihina fa hivoaka indroa isam-bolana izy ity.
M.S
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







