Vous êtes ici :

Vendredi 19 Décembre 2025

ombre

Nanisana – Saika lasa lavenona ilay trano fivarotan-toaka

Toerana fivarotan-toaka iray no saika lasa lavenona omaly maraina tokony teo amin’ny valo ora sy sasany teo ho eo tetsy Nanisana. Tsy fantatra mazava izay niavian’ny afo fa ny setroka efa nivoaka ny varavarankely no tazana sy ny tompontrano efa miantso vonjy no re. Taitra ireo manodidina ka niantso avy hatrany ny  mpamonjy voina. Tsy ela dia tonga ny  fiara maroben’ny mpamonjy voina ka tsy nisy loatra ny fahavoazana, saingy nisy vehivavy roa kosa izay mipetraka ao amin’ilay toerana fivarotan-toaka no taitra tampoka nahita ny fahamaizana no torana tsy nahatsiaro tena. Nentin’ireo mpamojy voina haingana teny amin’ny hopitaly izy roa ireo. Tsy nisy ny maty ary tsy nisy naratra ihany koa. Voafehy haingana ny afo ka tsy betsaka loatra ny fahamaizana.

 

Mamisolo

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre