Anosimasina Itaosy – Trano efatra no vaky tao anatin’ny alina iray
Manjaka tokana ny mampaky trano eny amin’ny faritra Anosimasina sy Ambohikely Itaosy. Raha ny marina kokoa dia manodidina ny Horizon eny Antanikatsaka iny tato ho ato. Efa nanomboka tamin’ny fiantombohan’ny taona dia mitety trano ireo jiolahy mpamaky trano ary mitondra basy mihitsy izy ireo mampihorohoro ny mponina eny amin’ireo faritra roa voalaza ireo. Vao tamin’ny sabotsy alina teo dia trano efatra izay mifanakaiky avokoa no indray vaky ary andian-jiolahy iray ihany no nanao izany asa ratsy izany. Ny teo aloha moa tsy tanisaina intsony. Mahagaga anefa fa dia efa ho herinandro mahery izay no niverimberina ao anatin’ireo fokontany roa ireo ireto jiolahy fa dia miala maina ny zandarimariam-pirenena eny Ankadilalana. Mihorohoro ny mponina ary tsy mandry andro tsy mandry alina miandry izay mety hiseho amin’ny alina.
S.A
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







