Sambava – Miaramila roa mangata-bola amin’ny mpandraharaha
Manampatra fahefana. Izany tokoa ny hoe manao kely tsy mba mamindro. Miaramila roalahy avy aty Antananarivo no mitety fivarotana, mangata-bola mitety mpivarotra, indrindra ireo teratany karàna sy sinoa ary mpandraharaha maro hafa ao an-tapon-tanànan’i Sambava ny herinandro lasa teo. Araka ny loharanom-baovao dia nanao fitsidihana ny lehiben’ny faritra Sava izy roalahy ireto vao nigadona tao an-toerana alohan’ny nandehanany nanao izao asa mamohehatra sy mandoto endrika ny tafika malagasy izao. Araka ny voalazan’ireto farany dia hoentina hanaovana asa soa any Antananarivo ny vola voangona. Rehefa nanontaniana kosa anefa ny lehiben’ny faritra dia nilaza fa tsy nisy resaka fitakiam-bola mihitsy ny fandalovan’izy ireo tao amin’ny biraon’ny faritra. Toe-javatra mahatalanjona ny mpanara-baovao any an-toerana tokoa anefa ny mahita izao fitakiam-bola ataon’ireto miaramila ireto izao.
S.A
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







