Herisetra amin’ny « Internet » – Meizah no mpitondra hafatra ho an’ny Unicef
“Fero sy bahano ireo hafatry ny olona mahasadaikatra anao. Azontsika atao ny mampitsahatra ny herisetra mihatra amin’ny ankizy amin’ny fampiasana Internet “. Izany no hafatra noentin’ity vondrona iraisam-pirenena ity hoentina miady amin’ny herisetra atao amin’ny zaza tsy ampy taona any anaty tambajotra sosialy rehetra any indrindra fa ny “facebook” izay efa tsy mifidy sokajy taona intsony ny fanaovana izany eto Madagasikara. Vitsy anefa ny ankizy sy ny ray aman-dreny no mahafantantra ny voka-dratsy mety hoentin’izy io. Koa dia ilay mpanankato tanora no nalain’ny Unicef hanampy azy mba hitondra hafatra amin’ny fanentanana mikasika ny « Cybersécurité ». I Meizah dia mpanankato mpihira, izay fanta-daza nanomboka ny taona 2012, mpivoy ny gadona Rnb, pop hatramin’ny Dance floor sy ny mozika miovaova.
S.A
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







