Vous êtes ici :

Samedi 18 Mai 2024

ombre

Fetin’ny Mpifakantia – 25 isan-jaton’ ny zaza malagasy manambady alohan’ny 18 taona

Tovovavy  roa amin’ny dimy no manambady alohan’ny faha-18 taonany eto Madagasikara.Io ny vokatry ny fikarohany nataon’ny Unfpa, fikambanana Iraisam-pirenena miahy ny ankizy sy ny reny. Anisan’ny miady ihany koa amin’ny fanambadian’ny zaza aloha loatra ny fikambanana izay iarahany amin’ny Unicef.  Raha ny salan’isa maneran-tany tamin’ny taona 2016 dia efa ho aman-tapitrisa ny tovovavy nanambady izay tena tanora loatra tokoa. Ny ankamaroan’izy ireo dia teren’ny ray aman-dreniny hanambady Aloha. Tsy latsa-danja amin’izany ny eto Madagasikara noho ireo fomban-drazana maro samy hafa.

S.A.

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre