Vous êtes ici :

Samedi 18 Mai 2024

ombre

Tsimbazaza – Mpamosavy tratra tao an-tranon’ny mpivavaka iray

Vao maraina ny 14 febroary, izay andro fankalazana ny fetin’ny mpifakatia dia fahagagana ny an’ny rehetra tao an-trano raha nifoha maraina fa dia tovovavy izay tena mbola tanora tokoa no tratra niboridana tanteraka natory teo ampovoan-trano. Teny Tsimbazaza no nisehoan’izany. Marihina moa fa Ankaditoho, izay fokontany iray tsy lavitra ny Tsimbazaza, dia malaza be mpamosavy araka ny fitantaran’ireo mponina ka tsy fantatra raha avy eny ihany ity tovovavy tratra ity. Mpamosavy tratra andro satria dia mbola tratra teny aminy ny tahon-kofafa sy ny ody entiny rehefa mivoaka alina.

S.A.

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre