Vous êtes ici :

Lundi 29 Avril 2024

ombre

Andravoahangy – Renim-pianakaviana maty teo amoron-dalana

Tsy mampilaza tokoa ny fahafatesana. Renim-pianakaviana iray efa somary nahazoazo taona, any amin’ny 80 taona mahery any no maty teo amin’ny sisin-dalana omaly folakandrano tamin’ny 4 ora sy sasany tany ho any. Mbola tsy fantatra mazava ny antony nahafaty  azy fa raha ny fijerin’ny manodidina dia mety fihetsehan’aretina na mety fijanonan’ny fo tampoka no nahatonga ny fahafatesany.  Efa ho ora iray taty aoriana ny  razana no teo amoron-dalana.  Tsy nisy nahafantatra izay niaviany sy ny mombamomba azy ary tsy nahitana taratasy nahafantarana ny mahakasika azy teny aminy. Ny hita dia olona mianjaika raha ny fitafy teny ankodiny. Ny mpitandro filaminana nantsoin’ny manodidina no niantso ny tompon’andraikitry ny Bmh naka ny razana.

S.A.

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre