Vous êtes ici :

Dimanche 05 Mai 2024

ombre

Ambohijatovo – Rangahy mody mihaja manendaka anaty fiara

Mila  mitandrina ihany isika mpampiasa fiara mpindrana an’iny lalana Ambohijatovo midina any Andohan’Analakely iny, Ankorahotra, Bel’Air na koa amin’iny Ampahibe rehetra iny. Lehilahy iray manao satroka sy akanjo be na « Blouson » no mijoro eny amin’ny sisin-dalana ary miaraka amin’ny Gazety eny an-tanany miandry ireo izay mandeha irery anaty fiara. Mody manantona izy avy eo rehefa misy fitohanana iny ary dia mampiresaka toa ireny efa mahafantatra anao ireny. Milaza izy fa efa niaraka taminao tao amin’ny « contribution direct » taloha ary dia miangavy izy mba hiditra ao anaty fiara miaraka aminao ary rehefa tafiditra ao izy dia efa fantatrao ny tohiny fa manendaka ary maka izay tiany halaina. Mampandre ny mpitandro filaminana ihany koa handray ny andraikitra momba azy io.

S.A.

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre