Vous êtes ici :

Samedi 20 Décembre 2025

ombre

Andravoahangy – Lasan’ny mpanendaka ny poketran’ ilay zazavavy

Ny faran’ny herinandro no nisehoan’izany teny Andravoahangy, tokony tamin’ny 6ora hariva.

Ankizivavy iray niaraka tamin’ny namany no no- sintomin’ny mpanendaka ary natosiny tany anelakelan-trano maizina tany. Tsy nahatsikaratra na inona na inona ireo namany raha tsy izy efa nikikiaka niantso vonjeo. Taitra tamin’izany izy ireo ary niangavy ireo lehilahy teo amin’ny manodidina mba hamonjy ny namany.

Nihazakazaka nandeha tao amin’ilay elakelan-trano ireo lehilahy saingy tsy tratra tao intsony ilay olon-dratsy fa ilay tovovavy ihany no sisa tao. Taitra loatra tamin’ny nanjo azy ilay zazavavy dia tsy nahetsika fa tora-kovitra be. Fotoana fohy taty aoriana izy vao afaka nitantara ny zavatra nanjo azy. Tsy nataon’ilay jiolahy inona izy araka ny fitantarany fa ny poketra teny aminy no nalainy ka lasa tamin’izany ny finday lafo vidy miisa telo sy vola 15 000 ariary.

Laurena Nany

 

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre