Bisikileta nandratra olona – Saika voatsindron’ antsy ilay namily azy
Tsy tana mihitsy ilay zanaky ny niharan-doza nidaroka mafy an’ilay nitondra bisikileta raha nandona ny reniny na dia efa niaiky ny fahadisoany aza. Saika ho tsindrominy antsy mihitsy ka voatery niditra an-tsehatra ireo polisy tao Mahajanga tamin’ny fanakanana azy.
Ny harivan’ny alakamisy 9 jolay tamin’ny 6ora sy sasany no fantatra fa voadonan’ny bisikileta tsy nisy jiro ny ramatoa iray raha hiampita lalana, teo akaikin’ny CSB Tanambao Sotema, amin’ny lalam-pirenena fahefatra iny.
Nandeha mafy ity bisikileta ity hany ka nipitika ho roa metatra niala teo amin’ny toerana nisy azy ilay renim-pianakaviana ary nitrosona teny afovoan’ny arabe. Ilay mpitondra bisikileta kosa nianjera teo amin’ny sisin-
dalana.
Soa ihany fa tsy nisy fiara nandalo fa raha tsy izany mety ho loza no nitranga araka ny fanambaran’ny loharanom-baovao. Vokatry ny hatairana sy ny fianjerany dia tsy nahatsiaro tena ilay ramatoa ka naiditra avy
hatrany tao amin’ny CSB akaiky teo.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







